Video 2-NOM

Miarahaba antsika. Indro atolotra anareo indray ny video-2 mahakasika ny Nouvel Ordre Mondial. Tantara no velabelarina ato amin’ity video ity fa tsy natao hamelezana antokon’olona, antoko politika na antokom-pinoana. Azo amarinina izay voalaza eto. Raha manana fanontaniana na te-hangataka ireo documents izay voalaza ao dia manorata messenger aty aminay. Mihainoa sy mijere finaritra ary tompoko.

3 Comments

  • Ramamonjitiana Laurent 08/06/2021

    Mankasitraka @ fizarana tompoko

  • Ravaoharisoa zoe 08/06/2021

    Misaotra indrindra tompoko fa ilaina
    Foana ny mahalala izany rehetra izany.
    Mba tena mampitatra fahalala ny tantara.
    Misaotra betsaka @ fizarana .

  • Ranalison Oliarinony 04/07/2021

    tena mankasitraka ireo video izay mahaliana tokoa. Misaotra ny @ fotoana izay lany nanomanana sy nikatsahana ireo rakitra rehetra ireo

Répondre à Ravaoharisoa zoe Annuler la réponse