Na dia kely sy bitika aza izahay image-slider-home-3 Dia Vonona hanova ny Tantara Even We are Small image-slider-home-3 We Can Make a Change Malgré notre taille image-slider-home-3 On peut contribuer au Changement

Cercle de Reflexion

Voantsinampy

Misy ny «Cercle central» izay mivory indray mandeha isambolana amin’ny alalan’ny tambajotra ZOOM noho ireo mpikambana misandrahaka manerana izao tontolo izao.
Ao anatin’izany «Cercle central» izany dia misy ireo «cercles» samihafa toy ny : Cercle mandinika ny Nouvel Ordre Mondial – Cercle FANABEAZANA – Cercle JURIDIQUE – Cercle Relation internationale – Cercle Santé – Cercle fiainam-pirenena sy fiainam-piangonana – Cercle ECONOMIE et FINANCE (Ho hitanao any amin’ny pejin’ny Cercles tsirairay avy ny antsipirihany).
Afaka hisy cercles hafa hiforona ao afara fa miankina amin’ireo olona tonga manatevin-daharana.
Collégiale na hifampierana avokoa ny fanapahan-kevitra rehetra isaky ny vovonana tsirairay. Tsy manao fitadiavam-bola ny Cercle toy ireny fikambanana rehetra ireny fa karazana «Vitrine de projets» mampiranty ireo tetik’asa mendrika ho vatsiana ka mizara izany amin’ny be sy ny maro ahafahana mampietsika ireo malala-tanana amin’zany.

5,200

No isan'ny
Mpikambana

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondran’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana.

Mila Tohana izahay

Afaka manohana ny Cercle amin’ny alalan’ny Paypal ianao na mobile money.

© Copyright 2021 by Voantsinampy