Na dia kely sy bitika aza izahay image-slider-home-3 Dia Vonona hanova ny Tantara Even We are Small image-slider-home-3 We Can Make a Change Malgré notre taille image-slider-home-3 On peut contribuer au Changement

Cercle de Reflexion

Voantsinampy

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondran’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana. Ny fototra nipoirany dia kristiana, saingy na izany aza tsy manavaka izay maniry te- hitondra ny fahaiza-manao ananany ho fanasoavana ny Nosy. Ireo izay resy lahatry ny vina ananan’ny «Cercle» dia mirotsaka antsitrapo, ary mitondra ny «expertise» eo amin’ny sehatra misy azy. Araka izany, dia mety mihitatra arakarakin’ny fahatongavan’ireo olona tonga manatevin-daharana ao ny fiforonan’ny «cercles» madinidinika samihafa miankina amin’ireo vondron’olona mitovy sehatr’asa ka manangana «cercle» mifanandrify amin’izay talenta manokana iombonan’izy ireo.

5,200

No isan'ny
Mpikambana

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondran’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana.

Mila Tohana izahay

Afaka manohana ny Cercle amin’ny alalan’ny Paypal ianao na mobile money.

© Copyright 2021 by Voantsinampy