Na dia kely sy bitika aza izahay image-slider-home-3 Dia Vonona hanova ny Tantara Even We are Small image-slider-home-3 We Can Make a Change Malgré notre taille image-slider-home-3 On peut contribuer au Changement

Cercle de Reflexion

Voantsinampy

Voambolana nalaina avy tao amin’ny Soratra Masina hanehoana indrindra fa na kely sy bitika aza rehefa manaiky ho ampiasain’Andriamanitra dia mahavokatra ary iny voainy avy eo ho tonga hazo lehibe afahan’ny vorona hialokalofana.
Izay sary izay hanehoana ihany koa fa tsy fikambanana hamory olona ho azy akory toy ny fikambanana rehetra fa sehatra natao tetezana mampiampita olona, na fikambanana.

5,200

No isan'ny
Mpikambana

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondran’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana.

Mila Tohana izahay

Afaka manohana ny Cercle amin’ny alalan’ny Paypal ianao na mobile money.

© Copyright 2021 by Voantsinampy