Na dia kely sy bitika aza izahay image-slider-home-3 Dia Vonona hanova ny Tantara Even We are Small image-slider-home-3 We Can Make a Change Malgré notre taille image-slider-home-3 On peut contribuer au Changement

Cercle de Reflexion

Voantsinampy

Ny tanjona tiana tratrarina dia mba ho lasa «Organe consultative» mahomby azon’ny mpitondra fanjakana rehetra izay hifandimby eo hitondra ny fahaiza-manaony sy ny tolo-kevitra ho amin’ny fampandrosoana ireo sehatra voatonona anarana ireo. Natao ihany koa anefa ny Cercle ho lakolosy fanairana hiaro ny vahoaka hisolovava ny vahoaka hampiakatra ny fitarainany amin’ny sehatra rehetra ilaina izany. Ny Cercle koa dia toy ny tetezana mampiampita amin’ny ireo mpisehatra rehetra eny amin’ny fiarahamonina sy izay mety ho malala-tanana liana te-hanampy ara bola ireo tetik’asa efa misy ka mila fanampiana na fanatsarana. Marihina fa ny Cercle de Réflexion dia tsy ho azo atao na oviana na oviana ny hamadiana azy ho antoko politika na ho inona na ho inona ny antony satria izay mihitsy no «vocation» hijoroany ho mpitondra ny feon’ny vahoaka, mpanelanelana amin’ny mpandraharaha na fanjakana, sns….
Nahatsapa mantsy izahay fa banga io toeran’ny mpitondra ny feon’ny vahoaka io noho ireo antoko politika sy fikambanana samihafa izay rehefa ela ny ela dia alaim-panahy hirotsaka amin’ny tontolo politika.

5,200

No isan'ny
Mpikambana

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondran’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana.

Mila Tohana izahay

Afaka manohana ny Cercle amin’ny alalan’ny Paypal ianao na mobile money.

© Copyright 2021 by Voantsinampy