Video 1-NOM

Miarahaba antsika rehetra. Indro ary misy horonan-tsaray voalohany nokarakarain’ny Cercle de Reflexion NOM mahakasika ny Nouvel Ordre Mondial. Koa mialoha ny hijerenao azy dia indreto ny fizarana ho hitanao ao:
Voalohany dia hizara fanamarihana miisa 4 eo eo aminareo aho momba ny fomba fiasan’ity cercle de reflexion ity.
Aorian’izay dia haneho amintsika eto ara-tantara ny nipoiran’ny NOM, io no tena hivalamparantsika anio!
Ary ny hamaranana ny androany, no sady fampidirana avy hatrany ny video manaraka dia ny hoe “hatraiza ny fivoaran’io vina ho amin’ny NOM io raha ny zava-miseho amin’zao tontolo izao sy USA no jerena?
« Indro, Izaho maniraka anareo ho tahaka ny ondry ao ampovoan’ny amboadia; koa hendre tahaka ny menarana, ary morà tahaka ny voromailala » Mat. 10:16
« Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara » 1 Tesaloniana 5:21.
Nomen’Andriamanitra saina mahay mandinika sy mamakafaka isika ary nomeny safidy malalaka, koa aoka izay fanomezana izay hampiasaintsika handinihana izay resadresaka hatao eto amin’ity vondrona ity.
Mirary ny soa sy ny tsara ho anao ny ekipa mpanolotra.

Leave a reply