Video 4 – Covid 19 sy Fiovan’ny toetr’andro

Miarahaba antsika rehetra indray rehefa tsy nifankahita elaela. Indro atolotra antsika ny Video faha-4 momba ny nouvel ordre mondial. Somary nisy fahatarana kely ny famoahana azy noho ny: Aretina izay nahazo, ny asa aman-draharaha ary ny fahoriana izay nidona tamin’ny fianakaviana. Zavatra roa loha lehibe no velabelarina eto dia ny Pandemie Covid-19 sy ny fiovan’ny toetr’andro.

๐„๐Œ๐Œ๐€๐๐”๐„๐‹

En prรฉparant cet รฉditorial, un chant trรจs connu par tous les enfants mโ€™est revenu spontanรฉment : ยซ Qui a eu cette idรฉe folle un jour dโ€™inventer lโ€™รฉcole ? ยป. Et moi, je vais reprendre la phrase en la changeant comme ceci : ยซ Qui a eu cette idรฉe folle un jour de faire descendre Dieu pour vivre parmi nous ? ยป. Il faut รชtre vraiment fou pour quitter son royaume de gloire et dโ€™accepter de vivre dans un corps humain. Une folie ; car en principe, lโ€™รฉternitรฉ ne peut pas รชtre contenue dans un corps sensรฉ รชtre limitรฉ dans le temps et lโ€™espace.

Video 3-NOM

Miarahaba atsika mpanaraka ity pejy ity Indro atolotra antsika indray ny Video 3 izay anazavana lalindalina kokoa ny Nouvel Ordre Mondial.Ialana tsiny ny fahatarana aminโ€™ny

๐‹๐€ ๐Œ๐€๐ˆ๐ ๐ƒ๐„ ๐ƒ๐ˆ๐„๐”

Oufffffffffffff ! un grand soupir, Dieu merci nous arrivons tout de mรชme vers la fin de lโ€™annรฉe acadรฉmique. Quโ€™est-ce quโ€™on a ramรฉ et souffert ces deux annรฉes interminables de pandรฉmie. Il est vrai que la bataille nโ€™est pas encore terminรฉe. Toutefois, en regardant dans notre rรฉtroviseur, une chose se dรฉgage : malgrรฉ les innombrables victimes et dรฉgรขts, nous ne pouvons pas nier que LA MAIN DE DIEU INVISIBLE est bien rรฉelle et agissante. Je vais vous citer quelques rรฉfรฉrences qui mettent en exergue cette main de Dieu.

Video 2-NOM

Miarahaba antsika.
Indro atolotra anareo indray ny video-2 mahakasika ny Nouvel Ordre Mondial. Tantara no velabelarina ato amin’ity video ity fa tsy natao hamelezana antokon’olona, antoko politika na antokom-pinoana. Azo amarinina izay voalaza eto.

Video 1-NOM

Miarahaba antsika rehetra.
Indro ary misy horonan-tsaray voalohany nokarakarain’ny Cercle de Reflexion NOM mahakasika ny Nouvel Ordre Mondial. Koa mialoha ny hijerenao azy dia indreto ny fizarana ho hitanao ao:

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondranโ€™ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana.

Mila Tohana izahay

Afaka manohana ny Cercle amin’ny alalan’ny Paypal ianao na mobile money.

ยฉ Copyright 2021 by Voantsinampy