Video 3-NOM

Miarahaba atsika mpanaraka ity pejy ity πŸ–πŸ–πŸ–
Indro atolotra antsika indray ny Video 3 izay anazavana lalindalina kokoa ny Nouvel Ordre Mondial.
Ialana tsiny ny fahatarana amin’ny famoahana ity video ity noho ny fotoam-pialantsasatra sy ny adidy maro samy hafa izay sahanin’ny mpikambana ato amin’ny Cercle de Reflexion NOM.
Ankasitrahana ny fandraisanao anjara amin’ny fametrahana fanontaniana na fanamarihana eo amin’ny commentaires.
Mandra pihaona indray dia samy ho tahian’Andriamanitra πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™πŸ™

Leave a reply