Video 4 – Covid 19 sy Fiovan’ny toetr’andro

Miarahaba antsika rehetra indray rehefa tsy nifankahita elaela. Indro atolotra antsika ny Video faha-4 momba ny nouvel ordre mondial. Somary nisy fahatarana kely ny famoahana azy noho ny: Aretina izay nahazo, ny asa aman-draharaha ary ny fahoriana izay nidona tamin’ny fianakaviana. Zavatra roa loha lehibe no velabelarina eto dia ny Pandemie Covid-19 sy ny fiovan’ny toetr’andro.

Video 3-NOM

Miarahaba atsika mpanaraka ity pejy ity Indro atolotra antsika indray ny Video 3 izay anazavana lalindalina kokoa ny Nouvel Ordre Mondial.Ialana tsiny ny fahatarana amin’ny

Video 2-NOM

Miarahaba antsika.
Indro atolotra anareo indray ny video-2 mahakasika ny Nouvel Ordre Mondial. Tantara no velabelarina ato amin’ity video ity fa tsy natao hamelezana antokon’olona, antoko politika na antokom-pinoana. Azo amarinina izay voalaza eto.

Video 1-NOM

Miarahaba antsika rehetra.
Indro ary misy horonan-tsaray voalohany nokarakarain’ny Cercle de Reflexion NOM mahakasika ny Nouvel Ordre Mondial. Koa mialoha ny hijerenao azy dia indreto ny fizarana ho hitanao ao:

Tsy fikambanana na antoko politika, fa sehatra hifanakalonzan-kevitra hitondran’ny mpiray tanindrazana rehetra tsy ankanavaka tsara sitrapo ka maniry hanasoa ny tanindrazana.

Mila Tohana izahay

Afaka manohana ny Cercle amin’ny alalan’ny Paypal ianao na mobile money.

© Copyright 2021 by Voantsinampy